Système Dia automatique raha manao mise à jour raha azy d’origine Méthode Manuel Afaka alaina téléchargena Dia atao am clé USB Maka azy efa misy site fakana azy. Update UBS Méthode en ligne mivantana , sady mora no tsotra sad aingana Ao am paramètres

Système Dia automatique raha manao mise à jour raha azy d’origine
Méthode Manuel
Afaka alaina téléchargena Dia atao am clé USB
Maka azy efa misy site fakana azy.
Update UBS
Méthode en ligne mivantana , sady mora no tsotra sad aingana
Ao am paramètres misy hoe
Upgrade online
Na upgrade fotsiny
Dikateny upgrade Dia hoe mise à niveau,n’a mise à jour, izany
Tsy fatao mividy decodeur , na ordinateur ,na téléphone sns ianao , sady efa naloanao ny sarany Dia no entina mody n’y entana ,
izay vao manontany hoe ahoana moa ito mba tsara vé sns
Satria ts manaraka fenitra
Principe
Manontany sy mijery fiche technique vao mividy
Makasitraka
Hoy zoky zandry Belou Belou

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400