Bonsoir daolo
ndao asintsika giveaway kely ndray ary amzao fiatombohan’ny taona zao
Ny aiza @reto modèle na cargo reto no tinareo kokoa raha averina , ataovy ao @commentaire ny valiny dia identifiéo namana 5 dia partagéna @groupe public ity publication ity
Ataoko mangarahara eto ny valiny miarak@ capture vidéo samedi prochain izay 1 tsara vintana @tirage au sort mahazo an’ity ensemble ataoko ao @ premier commentaire ity
Ndao ary