Yves Rakotoson
TRANO AMPANOFAINA.TETEZAN’NY NAMONTANA ROND POINT GASTRO SOANIERANA EO @ARRET BUS VER NAMONTANA.
HEFITRA 2 Kely kely. En carreaux vao vita tsara. miampy hefitra 1Lakozia.Tanàna mifefy Amoron’Arabe. Bien Securisé .Tsy misy Rano fa Jiro no misy( mampiasa sous compteur)
Mivoaka vavahady dia Arret Bus.
Wc fausse & Douche carreaux hivelany.
Hofany: 200.000ar(misy caution 1/2Louayé)
Manao contrat sy etat de lieux.
Visite gratuit/
misy mpanera.
CONT : 0348441209