Zavatra ilaina :
-citron 1
-sakamalao 1
-rano 1litre
Toy izao ndray ary ny fomba fikarakarana azy
Ampangotrahana ilay rano1litre dia arotsakao ilay sakamalao
voakiky,rehefa vita zay dia potserina ho ao ilay citron ,afangaro tsara ireo ary tatavanina aveo hiala ny faikany ary ilay ranony iny no sotroina mafana,atao isamaraina
Dia mirary soa daholo oh
Aza adino ny j’aime