Yves Rakotoson
Iza daholo le Mila fiara mandeha tsara ao nefa Kely2 budget.!!!Hafa ihany Fiara Old e!mafitoto
TOYOTA CORONA . Pond arrière. En bn etat de marche tsara. Moteur essence .4Cylindre. 4Jante allu. Devoir manatsara ze tsy mety2 ao.Equipment mandeha tsara. Misy reservoir fa natao direct aloha. Fitaratra tsisy vaky. Etat interieur @sary. Paps aradalana tsara. Ef misy acte de vente mazava tsara sy azo antoka.Prix mora B fa Mp na 0348441209