Fikarakarana volo sy Tarehy by Didi
Aona fahihitanao ilay vokatra après 3jours ?
Merci bcp Mme Mendrika nanome retour anay tena itanay fa tena nety am peau rehetra mihitsy ilay Crème baobab eny fa na Dia manify aza ny hoditrao Dia tena tsy naninona satria naturel
Mp daolo koa izay Liana te hanana tarehy madio vetivety kely @zao akaiky fety Zao
034 74 492 64