ho taona hitondra soa sy fahombiazana ho antsika anie ity taona 2024 ity
Ary mbola mahafaly anay hatrany ny manolotra sy mampafantatra anao ny produit anay,ho anao izay manana fahasahiranana @ fanadiovana trano,tsy nahita vahaolana mintsy,
Aza misahirana intsony mitady any ankafa fa indro ny vahaolana ho anao
SAVOKA LUSTRANT:
20.000ar ny litre
SAVOKA ENCAUSTIQUE :
15.000Ar ny 500g
30.000Ar ny 1kg
Savoka azo ampiasaina @ karazana sol rehetra toy ny:
Parkex
Gorodona
Ciment
Carreaux
Marbre
Fanaka
Sns..
Ny mampiavaka azy @ savoka hafa noho izy
Mateza
Mampangirana be
Traitement ho any sol
Neutre
Tsy misy fofona
Koa aza misalasala ary mandefa mp na miantso raha toa ka mahaliana anao
Contact :0342131943
Manao livraison partout à Madagasca
Frais de livraison a partir de
.000Ar
+5