; hanampy betsaka antsika amin’izany ny PACK PANTENE izay :
MANOLOTRA ARRIVAGE PANTENE 120ML naraeo indray izahay
somary Lehibe izy ity raha oarina amin’ ilay efa nampiasainao tato aminay hatramin’ izay
Sady mirary ny vidiny
an
Manatsara sy mamerina ny kalitaon’ny volo haingana kokoa amin’ny maha vokatra MIRACLE azy !
Mety amin’ny karazam-bolo rehetra izy ary
:
MIARO hatramin’ny 97%-ny volo TSY IHINTSANA.
MAMPANGIRANA sy MAMPALAMA ny volo
Manalefaka sy MAMPITSOTRA ny volo
Ny PACK 01 dia ahitana fonosana roa (2)
:
– Shampoing 120ML iray (1)
– Après-shampoing – sérum 120 ml iray (1)
Alefaso ao amin’ny MP ary ny commande-nao !