PDF SPECIAL HO ANAO IO ITY fa aza tara.
Fahombiazana tanteraka satria dia ao an-trano ihany dia vita ny fianarana.
PDF FIANARANA MITENDRY CLAVIER
Natokana ho an’ireo izay debutant, mbola vao hanomboka mihintsy dia tena tsara ho anao ity. Ho an’ireo izay efa mahay fa te hampitombo fahalalana… sns
Be dia be no hita ao toy ny:
Gamme miaraka amin’ny doigter sy accords
Note na accord eo @main gauche
Harmonie de base gospel
Séquences & variations
Notion an’ny solfa
Note sy accords jazz
sns
Mandefasa mp avy hatrany raha mahaliana
anao
CADEAUX: Izay mividy dia mahazo pdf GUITARE 1 sy SOLFÈGE