Ela ny ela ranga fa ity tena vokatra mahafa-po aaah, hafa noho ny rehetra, na son, na basse, na Batterie, tenaaa, Misy FM Radio, Carte SD. USB, Bluetooth, Aux, Double HP Chargena 2h, dia 10h ianao mihaino fona, Afaka mihaino mandramaraina ianao Man

Ela ny ela ranga fa ity tena vokatra mahafa-po aaah, hafa noho ny rehetra, na son, na basse, na Batterie, tenaaa,
Misy FM Radio, Carte SD. USB, Bluetooth, Aux, Double HP
Chargena 2h, dia 10h ianao mihaino fona, Afaka mihaino mandramaraina ianao
Manao test ianao vo mandoha vola
Couleur de bois
Décoratif
Vidiny : 85.000ar
NB: Disponible en ligne
0348691798
Mandefa any @ faritra
Manao livraison

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?