Shopping & retail Send message A Pretty Present GIVE AWAY ST VALENTIN Ity sac manjakely ity no ataoko cadeaux an’izay tsara vintana amin’ny fisarihana ny 14 février ho avy izao ka mandraisa anjara daholo ry Manja kely ahh Araho tsara ny règle du jeu: J’ai

Shopping & retail
Send message
A Pretty Present
GIVE AWAY ST VALENTIN
Ity sac manjakely ity no ataoko cadeaux an’izay tsara vintana amin’ny fisarihana ny 14 février ho avy izao ka mandraisa anjara daholo ry Manja kely ahh
Araho tsara ny règle du jeu:
J’aimeo ny page
« JP cadeaux manjakely » ao amin’ny commentaire ary mentionnéo namanao 5 handray anjara koa
Invitéo tous les amis anao hi’j’aime ny page ary captureo dia alefaso eo amin’ny commentaire (capture misy hoe NOTIFICATION ENVOYÉE)
Partageo ao amin’ny mur anao en mode public sy groupe 5 misy anao ity publication ity
Bonne chance mes chéries

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?