Mety am olona rehetra na lehilahy na vehivavy , mety am vehivavy mampinono
Akoatran’ny fanaovana regime alimentaire sy fanaovana exercice physique( sport) dia ny TORIMASO anisany zava-dehibe ilaina raha te hanena vatana na kibo .
Tokony ampy tsara ny torimaso adin 6 ka hatram adin 8 ora isan’andro no tokony matory
.Rehefa latsakin’ny adin’ny 6 dia mitombo ny tavy am vatana indrindra fa ny kibo .
# Ny torimaso dia manala ny tavy am vatana , ny kibo
# Ny torimaso dia mampilamina ny siramamy ao am ra
Ka noho izany anisany fanalahidy am fanenana vatana ny torimaso
* Zavatra atao manampy am fahitana torimaso
Mihinana sakafo misy calcium , potassium , magnesium , vitamine B1
Mihinana celeri am hariva alohany atory atao salade
– Rehefa matory dia vonoina ny jiro , sy ny TV sns…
Rehefa te atory tonga dia mamonjy fandriana
Mampiasa vatana isan’andro
Ireto sakafo ireto tsara hoanina mampihena vatana
: Avocat
, pomme
, ananas
, noix, amande , lentille , concombre
, epinard , celeri, kotomila
, salade
, champignion, graines de chia , graines de lin, tamotamo , huile coco
, the vert , Vinaigre de cidre de pomme , huile d’olive , atody
, trondro ( sardine , saumon).