Ny baranjely
sy ny citron
no akora ilaina
FIKARAKARANA
Alaina ny baranjely
salasalany .Didina @ halavany .Andrahoina @ Rano 1l
Mandritra ny 25mn
Avelao hangatsika 1ora tsihifo ny ranomboasary 1
de ararao ao, de iny ranony iny no atao rano fisotro.
Ankoatry ny manala Tavy .Mahatsara ny toe-po.Mahatsara Maso.
Misotro 1Vera
Maraina sy Hariva. Mandriatra ny Herinandro. Fa vetivety ianao Dia hiena