C’Lia Mode MDG
Alerte arrivage
Andao hiantsena
Hanolotra article vaovao be ho anareo eto amin’ny page zah
Ahitana haut, robe chemise, robe polo, ensemble Short, ensemble palazzo, combi pantalon, crop, sac, bandoulière, portefeuille sns….
Ataontsika prix de lancement amin’izao fiatombohany izao, manomboka @ 5.000Ar
dia mahazo . Nefa vaovao daholo a (article neuf)
Inviteo tatie sy ny besties rehetra hanao j’aime sy hanaraka ny page
Abonnez-vous
Dia atao live sa publication no mety aminareo ?
Busou daholo
A très bientôt