Alefaso mp hoe: cours à distance raha mila fanazavana fanampiny.
NB: izahay dia mampianatra clavier amin’ny alalan’ny SOLFA
Cours À Distance is with Solfa Mozika.
Misokatra indray Ny fisorata anarana ho an’ny cours de clavier à distance. Aleaso mp hoe « cours à distance » dia anhdefanay video manazava ny fomba anatanterahana azy ianao.
Marihana fa ato amin’ny facebook no mandeha ny cours à distance..