0386172062
tena kely sy discret kely.
Ireto avy ny antony mety hilana azy:
Anarahana maso ny ao antrano, anaty birao, na ao andakozia, anaty garage, anaty tsena fivarotana ,afaka atao tsara anaty chambre fatorianareo rehefa tsy eo enao ,Mino aho fa tsy afaka andainga intsony ny voay rehefa tratra ambodiomby.
Misy infrarouge,vision nocturne ,mahita amin’ny maizina.
Vidéo mazava en full HD 1080p
Misy détecteur de mouvement,manao enregistrement automatique rehefa misy zavatra mietsika na olona manao fietsika (ohatra :mandray zavatra na mipelipelika mitady hanao zavatra hafahafa)
Ho porofo mitohaka amin’ny tenda ny zava misy marina manodidina ny orin’asa na ny trano izay onenao
Anarahana maso ireo mpiasa ao antrano na anaty toeram-piasana
Mety tsy ho ampoizinao na ny olona manodidina anao ihany no mety amadika anao, porofo tsy azo ialana manoloana izany zavatra rehetra izany ity caméra kely ity
Anatsofoana carte micro sd ,izay mahazaka atramin’ny carte 128go , bouton fotsiny no tsindrina dia manao enregistrement ny zavatra rehetra na sary na feo
Chargeable ,batterie mateza tsara 800mAh
Tsoahanao fotsiny ny carte rehefa ijery ilay vidéo ianao, jerena amin’ny finday avieo izay rehetra nalaina taminy.
Afaka apetaka amin’ny ,kitapo,poketra,pataloa…
Misy wifi raha ijery ny zavatra en direct ianao(izay anefa dia tsara ny manamarika fa amin’ny alalan’ny distance 20mettre iany maximum)
LIVRAISON TANA ET PROVINCE PAR COLIS ET MVOLA
Contact : 0386172062
FREE
· ANTANANARIVO
Message