Hifarana amin’ny Herin’andro ny fanoratana anarana (Alahady 18 Février) Aza tara ho an’izay vonona handray anjara Voafetra ny Toerana Fanazavana kely makasika an’ilay «The TOURNAMENT» 1) Tournoi Jeux 2 samy hafa noho tanterahana (Pes 2017 Patch T99 2

Hifarana amin’ny Herin’andro ny fanoratana anarana
(Alahady 18 Février)
Aza tara ho an’izay vonona handray anjara
Voafetra ny Toerana
Fanazavana kely makasika an’ilay «The TOURNAMENT»
1) Tournoi Jeux 2 samy hafa noho tanterahana (Pes 2017 Patch T99 2024 & Nba 2k23 Update 24 sur PC)
2) Ny mpandray anjara dia hifaninana mandritra ny 2 Volana (02 Mars htr@ 05 Mai ; isaky ny week-end) amatarana ny 4 voalohany ao anaty Classement misy azy izay hanao ny Phase Final amin’ny Daty voatondro ao aorina
3) PAF iray isaky ny Categorie noho alohan’ny mpandray anjara dia milalao mandrapatapitra ny THE TOURNAMENT
4) Manana safidy malalaka ny mpandray anjara amin’ny toerana sy andro izay hilalaovany
5) Mifandona in-4 ny mpifanadrina iray mandritra ny Phase de Classement (2 Match à domicle & 2 Match à exterieur), tokony mavita 36Matchs au total zany ny mpandray anjara 1 mandritra an’ilay fotoana nomena
PAF = 10.000Ar
(Places Limitées
INSCRIPTION OUVERT
(Date Limite 18Fevrier)
Debut du TOURNANMENT = 02 Mars 2024

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?