Mangataka fanampiana zalà fa le clavier ato mande elaela de mihitsoka. Tsy mety kitihina sady tsy mety vonoina fa tonga dia tsoahana ny adapteur.
Mba omeo vahaolana avy aminareo dia misaotra mialoha ho an’izay rehetra mamaly tompoko.
Yamaha psr e353 ilay clavier