1. Ireto avy no ilaina : tamenak’atody 1 , tantely 2 sotro lehibe, menaka oliva 4 sotro lehibe. Afangaro tsara ireo dia ahosotra amin’ny volo maina,avela hipetraka eo mandritra ny 15 na 20 minitra saromana tsara. Rehefa vita izay dia sasana amin’ny sh

1.
Ireto avy no ilaina : tamenak’atody 1
, tantely 2 sotro
lehibe, menaka oliva 4 sotro lehibe.
Afangaro tsara ireo dia ahosotra amin’ny volo maina,avela hipetraka eo mandritra ny 15 na 20 minitra saromana
tsara.
Rehefa vita izay dia sasana amin’ny shampoing efa mahazatra na savony fotsy,kobanina tsara ary hogoina mandrampahamainany.
Ho hitanao fa ho tsara sy mangirana toy ireny namboarina ireny ny volonao
Tsara ho fantatra ihany koa fa ny tamenak’atody
sy ny menaka oliva dia mahasalama tsara ny volo
Dia mirary soa ho anao hatrany

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?
Did you find the information you were looking for on this page?

0 / 400