Manala tâche navelan’ny mony, manadio tarehy ihany koa fa mila maharitra kely!!!
ZAVATRA ILAINA
–
Ovy 1 dia efa ampy fa afaka ataonao izay mahafapo anao kou
FIKARAKARANA AZY
–
Rapena ny ovy
rehefa voadio sy voavaofy
FAMPIASANA AZY
–
Ahosotra @ tarehy ilay izy, tsara kokoa raha @ hariva no manao azy dia kobanina rehefa alonan’ny hatory
FANAMARIHANA
–
Afaka atao isan’andro fa tsara kokoa raha mba maka aina kely indray ny tarehy rehefa avy manao azy
Mirary soa daholo o!!!