citron
Baranjely
Fanamboarana azy :
Alaina ny baranjely salasalany .Didina @ halavany .Andrahoina @ Rano 1l. Mandritra ny 25mn
Avelao hangatsika 1ora tsihifo ny ranomboasary 1
Ankoatry ny manala Tavy .Mahatsara ny toe-po.Mahatsara Maso.
Misotro 1Vera Maraina sy Hariva. Mandriatra ny Herinandro. Fa vetivety ianao Dia hiena