MAITSO KELY sy POMPE MANOMÈTRE no ho azavaina amin’tsika anio.
1) Efa maro amin-tsika angamba no mahalala ilay atao hoe MAITSO KELY
na ESSENCE KANGOUROU
Ny essence de kangourou dia vokatra 100% natoraly vita avy amin’ny zava-maniry toy ny ginseng, cordyceps, safran, ary natokana hoan’ny lehilahy.
Ireto avy ary ny asany :
Manatanjaka filahiana ;
Mana-ela vao tonga ny ranon’aina eo am-panaovana firaisana ;
Mampazoto manao firaisana ;
Mampitombo sy manatsara ny kalitaon’ny ranon’aina ;
Mitsabo sy misoroka ny aretina eo amin’ny PROSTATE ;
Mitsabo sy misoroka ny aretin’ny VOA na REINS (insuffisance rénale, calcul rénale, etc…)
Manome hery sy tanjaka ny vatana hoan’ireo mpanao fanatanjaha-tena ;
Tsara ihany koa hoan’ireo lehilahy manana olana amin’ny fahazahoana zaza
Afaka anaovana traitement moa izy ity na ihany koa ampiasaina rehefa anao firaisana ihany :
Roa volana ny traitement ary boite iray ihany dia efa ampy.
Raha à la demande dia hoanina 1 heure alohan’ny anaovana firaisana.
Ny vokatra rehetra ato aminay moa dia efa nandalo laboratoire d’analyses avokoa ary manana ny Certificat de consommabilité
2) Hoan’ireo kelikely bala-hazo ihany koa dia misy ity appareil ity afaka ampiasaina mba hampitombo azy.
POMPE MANOMÈTRE
Natokana hoan’ireo Lehilahy kely Balita nefa maniry ny hanalehibe izany ao anatin’ny fotoana fohy.
Mapatanjaka filahina ihany koa
Une semaine mampiasa dia efa mahita fiovana tsara
Karazana exercice toy ireny mikotrana ireny no atao amin’izy io.
Aza misalasala miantso anay raha toa ka liana ianao,
Contact: 038.60.313.33 na 032.85.376.85