Fafino Liantsoa Farmer
AVADIO HO FIOMPIANA LOHARANOM-BOLA ny FIOMPIANAO fa aza hatao FIALAMBOLY FOTSINY
AKOHO GASY NOHATSARAINA
=TEKNIKA FIOMPIANA no NOHATSARAINA#
Ahoana no hamokarana maro(technique de reproduction)?
Ahoana no hanalehibeazana azy hainga(technique de croissance)?
Teo aloha ny FIOMPIANA AKOHO GASY dia fialamboly sy boatindrakotra satria manao fiompiana nentim-pahazarana
Amin’izao fotoana izao kosa dia afaka atao ASA MAHALEOTENA MAHAVELONA ny FIOMPIANA AKOHO GASY raha manaraka ny TEKNIKA FIOMPIANA NOHATSARAINA satria:
Raha miainga @ Vavy 4 + Lahy 1 =>ahazoana vatotr’akoho 480 isa farafahakeliny anatin’ny taona iray,afaka mahakarama olona iray maherin’ny 250 000ar/volana
Mora atao sy havokarana maro nefa lafo vidy eny an-tsena
Miainga @ zavamisy eo am-pelatanana
Tsy mandany fotoana afaka atao VADIN’ASA
Manasa anao ary hanaraka fiofanana asa fiompiana:
Sabotsy 24 février 2024
08h30mn-15h00mn:
AKOHO GASY NOHATSARAINA
*Toerana : Epp 67 ha Nord
*Frais de formation :40 000ar
Omena ny mpiofana aorinan’ny fiofanana :
ATTESTATION FIN DE FORMATION
BOKY TOROLALANA FIOMPIANA
Film démonstration (mitondrà usb hamindrana azy)
Fisoratana anarana : 033 85 580 96/ 034 90 241 95
Soraty mialoha ny anarana fa voafetra ny toerana
Amin’ny andron’ny fiofanana vao mandoa ny frais de formation