Orchestre Tia’art Mozik
Ho Anareo Namana Indray Ity Izay Mitady Trano Hofaina
En Sécuriter Tsara. Mitokana
Trano Mbola Vao Vita Manitra be
Ao Ambany: Grande Salle Malalaka Tsara Atao Salon
Ao @1ere Etage: Chambre 2 + Douche Sy WC Anatiny
Ao @2e Etage: Chambre 1+ Lakozia Anatiny+ Terasse Malalaka tsara
Tongan’ny Moto Fa Tsy Misy Parking Fiara
Efa Misy Jiro Fa Rano eny @Pompy
Loyer: 300.000ar
#Faliarivo Loharanombato Ambanin’ny Poste de Police
Afaka Miditra MP Na 034 94 690 35