Trano ahofa, 180 000ar miaraka, mbola afaka miadivarotra. Efitra 2 sy lakozy, dch sy wc anatiny.
Amoronarabe pavé, ambony rihana.
Misy rano vovo madio.
→Ny jiro panneaux solaire
Toerana: Antsahakely ( Itaosy cité ).0341307558 na mp/ visite 3000ar.