Trano Ahofa
METY @OLONA MODY ALINA … 4 PERSONNES MAXIMUM.
Toerana : Anosibe ampitan’ny pharmacie volanta
Hofany : 1M fmg miaraka @ jiro sy rano
Efitra rai (4m²*4m²) ambany rihana
Accès moto Tonga ao antrano
Ny WC & Douche ivelany ikambanana
Misy lakozia ankotran’ny efitrano
Mitsofoka fa tsy amoron’arabe
Tsisy caution
: 034.99.029.28 Mme Rina
Droit de visite 5 000 ariary
Commission 50%. Mpanera