+9
Rina Mialson is with Hery Mialison.
Aleo mba omena sehatra ndray aloha nareo mitady fiara kelikely e
Jereo izay tiana dia mametraha fanontaniana fa tsara kely daholo ny arrivage
Ialana tsiny fa somary malotoloto ny fiara fa tianay ho hitanareo amin’ny états any hoe avy nandeha lavitra tsisy olana na kely aza.tsisy fuite fuite na menaka sady izahay tsy tia maanasa moteur fa aleo hitanareo tsara ao ny états ny tsy misy zavatra afenina ao
Impossible ihany koa izany fiara amidinay misy fuite na menaka zany
(aafaka ampiakarin tsika ambony la fosse ra hijery ny ambany a
)Aza matahotra fa rehefa alainareo amizay ny fiara dia omena lavage gratuit nareo
#Kia_pride_phase_2_BVM_annee_2010
#Kia_pride_phase_2_BVA_annee_2010_écran_Bé
#Getz_phase_2_BVM_jantes_BBS_
#Matiz_Joy_BVM_annee_2007_full_kely
#206_BVM_impéc_kely_jantes_kit
Aza tara ary fa vao misu mijery eo ne reo dia tapitra teo daholo ndray eee
Tena farakizay tsara daholo nentsika ny fiara
GARANTIE
Essaie izay mahafapo anao na ho aiza na hoaiza
Afaka hatao vidange eo imasonay ny fiara
Afaka mitondra méca tena farakizay mahay
Tél 034.80.779.21