Trano ahofa Tanjombato Tongarivo
Ambany rihana
1 living
2 Chambres
1 cuisine
Douche et toilettes anatiny
accès voiture Ary misy parking pour une voiture (raha sendra mandray vahiny moa dia misy parking antonona fiara 5)
Tokontany malalaka sy mifefy tsara.
loyer : 500 000ar (négociable)
Tompony mivantana
tsy misy droit de visite