Ho anao izay TIA sy MITADY toerana somary mihataka kely ny renivohitra nefa tsy d lavitra be Natao ho anao indrindra ity tolotra ity TRANO AMIDY ANKADIVORIBE ATSIMONDRANO Efa vita dalle fa mbola afaka ampiakarina Tongan ny fiara tsara eo an tokontany Tar

Ho anao izay TIA sy MITADY toerana somary mihataka kely ny renivohitra nefa tsy d lavitra be
Natao ho anao indrindra ity tolotra ity
TRANO AMIDY ANKADIVORIBE ATSIMONDRANO
Efa vita dalle fa mbola afaka ampiakarina
Tongan ny fiara tsara eo an tokontany
Taratasy milamina, cadastre fa sonia 1ihany
Rano lava drano, jiro mbola mila mampiditra fa efa eo an tokontany ny pôteau
11m× 9m ny refin ny trano, misy tokontany
1grande salle, 3chambres, cuisine, douche, wc à l’ intérieur
Prix: 57million Ar
Raha mahliana anao ary d manasa anao hiantso avy hatrany ny tompony mivantana:
034 33 027 21

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?