avec une capacité de 200 kg – 300 kg – 500 kg
• Rechargeable
• Avec écran LCD disposé
• Grâce aux programmes d’intégration des prix, le prix est calculé en fonction du poids du produit.
• Avy dia hita eo amin’ny écran ny prix total, poids lanja, refa apetraka ambony plateau ny entana
• Mety hoan’ny mpivarotra, mpanangona vokatra, mpivarotra voamaina,vary sns
• Tsy mora simba ity fa azonao andan-jana zavatra maro,tsara no mafy ary mateza
• Azonao an-danjana vary, voankazo, légumes etc
• Vaovao tsara tsy mbola niasa , sous carton
Mp avy hatrany ary raha mahaliana anao
Na afaka miantso ny laharana :
034 10 043 78
032 57 883 38
Manao LIVRAISON Tana ville
Mandefa any amin’ny faritra koa