Miala tsiny aminao aho @TolotraRatovohery fa efa ela niandrasana loatra izahay ka eto anatrehan’olona no itenenako anao hoe mba avereno ny vola izay angatahanao andro lava any aminao. Noho ny hamehana no nandefasana an’iny vola iny tany aminao hamidy koj

Miala tsiny aminao aho @TolotraRatovohery fa efa ela niandrasana loatra izahay ka eto anatrehan’olona no itenenako anao hoe mba avereno ny vola izay angatahanao andro lava any aminao.
Noho ny hamehana no nandefasana an’iny vola iny tany aminao hamidy kojakoja ny fiara fa fivadiham-pitokisana no navalinao azy.
Raim-pianakaviana manan-janaka kely ianao nefa dia tsy misaina akory fa sahy manambàka olona am-pitsanganana.
Raha fisolokiana olona ohatr’izao no no ndeha amelomanao ny ankohonanao d ho sendra ny patsa iray tsy homby vava ianao. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Mbola ho avy ny anjaranao.
Mandram-pandeha ny procédures judiciaires dia nataoko ity publication ity mba ho hitan’ireo olona rehetra izay voasolokinao ahafahanao mamerina ny volan’izy ireo. Rehefa tonga saina ianao dia andefaso message izahay.
Mba mangataka partage max azafady ho hitan’ny rehetra.
Ariane Ylias
Publication nazahoana alalana.

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?