Mila maharitra kely dia afaka le kibo makamo be io
ZAVATRA ILAINA
Atody
Rano mafana
Tsy lafo fa atody 1
fotsiny no ilaina
Amin’ny maraina no finana azy eto
Oeuf dure (atody
tsy kapohana fa alefa ao anaty vary mafana na ohatran’izany )
Ny atao Ary : – misotro rano
mafana be farak’izay zakanao maraina vao mifoha 2VERRE
– Oeuf dure 1
no hoanina après anzay
Dia tsy misakafo intsony avy eo
Mazoto manao an’io ao anatin’ny 5jours
Ra vitanao Io mandriatra Io 5 jours Io Dia mihena ny kibo
Mety amin’olona rehetra
Izay indray no azo natolotra
Mirary soa!!!