Ny “Bain d’huile” dia fanorana menaka amin’ny hodi-doha sy ny volo ary Tsara indrindra ny manarona azy amin’ny servieta mafana
Ny fanaovana “Bain d’huile “
dia manana tombony maro , Tena fomba Tsara hanadiovana ny volo : manampy amin’ny hydratation izy ary mamelona n’y volo sy hodi-doha mba ho salama Tsara
Ny volo tena maina sy simba no Tena mila “Bain d’huile “
Maro ireo menaka azo ampiasaina hanaovana “Bain d’huile “ toy ny menaka coco
, menaka Oliva
na ireo menaka Izay hitanao fa mety tamin’ny volonao
Manomboka ny 30 minitra ny manao azy ary mitombo araka Izay ilainy
Raha Tena maina sy simba be ny volonao dia Tsara raha 1fois /semaine no manao azy
Raha mifanohitra kosa dia 1fois / mois
Bisous mamy be
ho an’ireo tia mikarakara vatana sy volo amin’ny produit natioraly
Mazoto !!!!!!