Miaraka amin vadin’olona ve ianao ranabavy? Indro ary toro-hevitra vitsivitsy atoroko anao 1- Ataovy fady ny miara maka sary aminy 2- Raha miantso azy ianao ka manapaka tampoka izy,d aza mamerina miantso fa mety eo akaikiny eo izay le vadiny. 3- Aza man

Miaraka amin vadin’olona ve ianao ranabavy?
Indro ary toro-hevitra vitsivitsy atoroko anao
1- Ataovy fady ny miara maka sary aminy
2- Raha miantso azy ianao ka manapaka tampoka izy,d aza mamerina miantso fa mety eo akaikiny eo izay le vadiny.
3- Aza mandefa message aminy
4- Fadio ny matory any antranony na tsy ao ara ny vadiny.
5-Ovaovay ny chambre fandehananareo.
6-Aza atao fatatry ny namanao na ny namany ny fiarahanareo.
7-Raha miantso anao
izy d aza mamaly mialoha,alao izy foana no iteny mialoha fa indray2 le vadiny io miantso io.
8-Aza antsoina hoe « Vady » izy,fantatrao ihanh fa mpihindrana ftsn ianao fa tsy tena tompony.
9-Raha any antranony ianao ka anao#RS ianareo,d aza asorina daholy ny ankajonao,ampiakaro kely ftsn le robe na atogilano kely ftsn le slipo,fantatrao ihany fa ra tonga tampoka eo ny vadiny d tsy maintsy iazakazaka 100Km/H ianao
10-Farany sady zava-dehibe,ialao ny vadin’olona ranabavy,tsy mahasoa anao ny fiarahanao amin vadin’olona.
#FAN
Aza adino iha ny ko no mijery ilay video ato

Aza adino ny manaraka ny page
tompoko

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?