Trano ahofa AMPITATAFIKA AMBANY,
repère arrêt bus galana AMPITATAFIKA
Hofany: 120 000ar
Tsy mandoha jiro tsony,rano jirama ao anaty la cour ao iany fa vdina 100ar ny ray bidon
Efitra ray lehbe sy lakozy ambany rihana wc sy douche any ivelany fa ikambanana
Accès môtô tonga ao atrano fa ny fiara no atreo ambavaady iany
Panera: 0349315540