WiFi SMARTBOX ZLT S25 Airtel
– Prépayée foana niantsika, ary tsisy engagement ihany koa fa mampiasa avy hatrany ianao
– Mandritran’ny 3 volana dia mahazo connexion internet gratuit avy hatrany ianao satria efa misy bonus 10go anatiny isam-bolana. Ary afaka misitraka anio bonus io avy hatrany rehefa hividy azy
– Mazaka olona 32 be izao ny partage connexion ho anao izay tia mozara connexion ao an-tokan-trano na any am-piasana
– Mety tsara amin’ny PC bureau sy portable, Téléphone, décodeur l, ary Smart TV sy ny maro hafa izay misy wifi rehetra
– Autonomie : Environ 6H raha sendra tapaka ny jiro
Accessoires : chargeur, batterie, cable réseaux rj45
Prix : 150.000ar, entana vaovao sous carton
Installation gratuit, afaka mandefa faritra ihany koa
N.B: Misy bonus 20% ihany koa raha mampiditra forfaits sur Airtel money ianao