Coucou daholy tsika
Salama tsara daholy ve ?
**Nahatonga ariva be Dia be tsika
, noho izany de hanao live tsika rariva à 19h , prix à partir de 0Ar hatrany
Misy article bébé , cosmétiques , sacs et ceinture de marques ,….
Misy cadeau be dia be ho zarainay koa rariva
Zay Ary fa bonne journée dia à ce soir