Ho antsika efa mitendry. Misy Vidéos tutoriels maro momba ny #Harmonisation_Voicing_Gospel nataoko ato(teny malagasy mazava tsara) : 1- #modules maromaro 2- #hira gasy gosp sy ffpm reharmonisé maromaro 3- #Hira_gosp_vazaha_standard maro maromaro 4- #

Ho antsika efa mitendry.
Misy Vidéos tutoriels maro momba ny #Harmonisation_Voicing_Gospel nataoko ato(teny malagasy mazava tsara) :
1- #modules maromaro
2- #hira gasy gosp sy ffpm reharmonisé maromaro
3- #Hira_gosp_vazaha_standard maro maromaro
4- #hira_tsotra_bagasy_sns
5-Analyse na #jazz_standard vitsivitsy
Aza misalasala manjifa izay mety hahasoa anao..
Ho an’ny namana any ivelan’ny mada misy toerana vitsivitsy ny #cours_en_ligne
Mp na 0340688011/032 77 390 23
0:00 / 0:46
Tsilavo Rabenjarisoa Mozika is with Tsilavo Rabenjarisoa.
Our God is an awesome God 46 seconde fotsiny !
Réharmonisation kely izay tratra n’ny tanàna teo
Vaovao ny taona dia hitohy indray ny fifampizaratsika na hira na fampianarana eto..
Asao ny namana hanaraka.

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?