Ito misy torohevitra sao mahaso FusionTech Madagascar Astuces – Ahoana no hahalalàna ny puissance PSU tokony hampiasaina? Matetika mipetraka ity fanontaniana ity hoe : « Mahazaka ito config ito ve ny alimentation ….Watt? » Ity misy fikafika kely afaka man

Ito misy torohevitra sao mahaso
FusionTech Madagascar
Astuces – Ahoana no hahalalàna ny puissance PSU tokony hampiasaina?
Matetika mipetraka ity fanontaniana ity hoe : « Mahazaka ito config ito ve ny alimentation ….Watt? »
Ity misy fikafika kely afaka manampy tsara antsika. Site-na marque ana matériels informatiques anisan’ny sangany iray izy ity, betsaka no afaka hanaovana ity fa ity an’i BeQuiet ito no raisintsika satria ito no azo lazaina ho tsotra kokoa.
Omena ao anaty commentaire ilay lien, rehefa tafiditra ao dia hatsofoka eo daholo ilay configuration (sary voalohany) :
1) ny CPU AMD/Intel
2) ny GPU AMD/NVIDIA
3) ny isan’ny RAM sy ny HDD/SSD (S-ATA: HDD 2.5 na 3.5 sy ny SSD sata, M.2 SSD : M.2 Sata/ NVMe)
4) Ny isan’ny ventilateur ampiasaina sy/na miaraka amin’ireo miasa amin’ny Ventirad/Watercooling
Manao calcul fotsiny izy, dia io avoakany io (sary faharoa) izany ny puissance an’ny PSU tokony hampiasaina amin’ilay Configuration anao, ny mihoatra moa tsy ferana.
Farany, aza atao an-tsirambina ny alimentation hampiasaina fa io no tena anisan’ny fototra hiankinan’ny PC antsika, na marika io na ny puissance sy ny certification (izay mbola azo hitondrana fanazavana amin’ny manaraka indray) …
Indro zaraina antsika ao anaty commentaire ny rohy raha te hamantatra ny setup-nao ianao.
#ABONNEZ_VOUS_A_LA_PAGE | #fusiontech_mg

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?