Ity indray ny asa vita
Kia Morning
Nosoloina ny poulie fa maty
Nosoloina ihany koa ny câble
Nametahana commande à distance
Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny varavarana fiara
Tsy mifidy marika fiara ,
Afaka manantona anao ihany koa ,
Ary afaka antsoinao amin ny fotoana rehetra
0348931423
0337298856