MITADY COUVRE VOLANT MATEZA VE IANAO?? ITY ARY NY « COUVRE VOLANT BOSS DE LUXE »
Miaro ny volant anao tsy hiepaka sy ilay misy lany/goaka kely iny. Mizaitra sy mifintina manaraka ny volant anao (Slim-Tsara)
Tsy miodina ampitoerana na miha malalaka rehefa ela ny ela
ny matière dia véritable daholo
Ireto avy ary ny modèle
_Véritable cuir : 60.000 Ar
_Alcantara : 60.000 Ar
_Perforet : 60.000 Ar
_Sky : 50.000 Ar
Ny couvre volant ato aminay dia standard daholo ary misy hoany fiara rehetra rehetra (Volant sport momo , Gamepad , Plaisir , Camion…).
Manao réparation koa izahay raha misy efa lany sy mihepaka ny volant anao
Aza misalasala mihintsy ny miantso na mandefa hafatra miafina fa ho tonga any amin’izay misy anao ny Boss hametaka azy maimaimpoana (gratuit ).
Livraison Tana ville (5000 Ar) et périphérie
0343477361 / 0335804860