Theodor Mahefa is with Jiro Tsara and Razafiarimanana Nahary.
Salma tompoko!!!
Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(vaovao na bonnes occasion)
Manadio ny jiro maloto ary manambotra ireo vaky… sns
Mivarotra jiro:
Globes de phares, feux arrières, clignontants, anti-brouillards, catadiopre, ampoule(h1, h3, h7, h11 marque osram), rétroviseurs, parabrise, vitre porteur… sns
Manadio ny jiro maloto na maizina, mitsilopy, tsy mazava tsara, vasoka, tafiditry ny lomotra, misy rano na setroka…
Miverina mazava tsara(garantie)
Manambotra ny saky sy ny simba.
Manolo reflecteur sy verres.
Manao creation ny jiro tsy ahitana mihintsy.
Mandefa etana any am faritra(garantie)
:034 46 272 01/ 033 37 321 37
Mankasitraka tompoko!!!!