AMERICAN ENGLISH YTC MADAGASCAR Betsaka ireo tombotsoa international ho azonao rehefa mianatra ato amin’ny YTC ianao. Toy ireo Asa sy fianarana any Ivelany. Araho tsy tapaka hatrany ny page YTC Madagascar hahalalànao ny vaovao momba ireo tolotra Int

AMERICAN ENGLISH
YTC MADAGASCAR
Betsaka ireo tombotsoa international ho azonao rehefa mianatra ato amin’ny YTC ianao. Toy ireo Asa sy fianarana any Ivelany.
Araho tsy tapaka hatrany ny page YTC Madagascar hahalalànao ny vaovao momba ireo tolotra International .
ANDAO HIANATRA ANGLAIS ATO AMINAY E
Mianatra 6/7 isakin’ny @8h – 16h. KILASIMODY.
Fidirana 08 Avril Ho avy Izao
Fiaraha-monina miteny Anglais, ho tsapanao mihintsy hoe hotran’ny tsy eto Madagascar ianao raha vao tonga ato @ YTC Madagascar.
Voasazy izay tratra miteny Malagasy ato ampianarana.
Mandray ny sokajin’olona rehetra, eny fa na dia mbola tsy mahay anglais mihintsy aza.
TSY ISALASALANA FA TSY MAINTSY HAHAY IANAO REHEFA MIVOAKA AVY ATO AMINAY
Iray volana ny faharetan’ny fianarana izay atao Kilasimody. Raha avy any amn Faritra ianao dia afaka mijery toerana hivantananao izahay.
Efa misokatra ny fisoratana anarana, ary tena voafetra ny toerana
Droit 100 000Ar
Écolage 400 000Ar.
Raha liana ianao dia tongava haingana misoratra anarana ety @ BUREAU ANDAVAMAMBA na miantsoa haingana ny 034 18 455 02 na ny 038 34 565 46

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?