Orchestre Zandry Mozika Indraminay ary ity hiran’ny tarika « Mahaleo » ity. Atolotray manokana hoan’ireo malagasy mipetraka any ivelany sy hoantsika mpankafy rehetra. Ankafizo ary ô! Misaotra manokana ny famille an’i Dadah Mahaleo nanome alalana anay t

Orchestre Zandry Mozika
Indraminay ary ity hiran’ny tarika « Mahaleo » ity. Atolotray manokana hoan’ireo malagasy mipetraka any ivelany sy hoantsika mpankafy rehetra.
Ankafizo ary ô!
Misaotra manokana ny famille an’i Dadah Mahaleo nanome alalana anay tamin’ity hira ity.
Ilay Nosy
Tarika Mahaleo
A/C: Andrianabela Rakotobe (Dadah)
Feno – Mialy – Faniry
Mika
Zokely
Haja
(basse) Francky
Mixage et Mastering : Zokely (Z-Live Studio)
Aza adino ny mizara!!!
#cover
#byzandrymozika
#ikalasoa
#zlive

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?