Tinah Misera
TRANO AHOFA TSIMBAZAZA-MAROHOHO
#AMBANY RIHANA CARREAUX
#AKAIKAIKY ARABE, NON ACCES
#EFITRA 1 MALALAKA
#MISY COINS CUIS
#MIFEFY TAMBOHO BE
#MISY JIRO
#MISY RANO VOVO EO ANTOKONTANY
#DOUCHE&WC IVELANY MADIO TSARA
OFANY : 400.000FMG
Olona 1 na 2 NO TENA METY AMINY TOMPOKO
EFITRA 1 SY LAKOZY
#MIFEFY TAMBOHO BE
#TAFIDITRA MOTO
#RANO VOVO EO ANTOKONTANY
#DOUCHE&WC IVELANY MADIO TSARA
OFANY : 600.000F TSY MANDOA JIRO INTSONY
034 50 746 40