Nous sommes heureux d’offrir le service de location de voitures.
MADIT (Madagascar It Transport) offre des voitures à louer à tous ceux qui sont à la recherche d’une voiture à louer à un prix raisonnable.
Voici comment se présente la voiture :
NISSAN QUASHQAI = 5 places avec chauffeur et propre.
Conducteur = gentil, cool et dynamique.
Pour plus d’informations, appelez le numéro ci-dessous : 033 85 819 14 ou 038 23 892 91.
—————-
Salama tompoko.
Ankafaliana no anolaranay ity tolotra fampanofana fiara ho antsika rehetra.
MADIT (Madagascar It Transport) dia manolotra fiara ahofa hoa antsika rehetra izay mitady fiara hofaina amin’ny sarany mirary no tsara koa.
Toy izao no mahakasika ilay fiara :
NISSAN QUASQAI = 5 toerana anatiny miaraka amin’ny mpamily. sady madio.
Mpamily= tsotra sady mavitrika.
Raha mila fanazavana fanampiny dia miantsoa laharana eto ambany ity : 033 85 819 14 na 038 23 892 91.