Ralioka Lioka
AMIDY (Ambohijanahary Antehiroka)
Trano lehibe misy rihana @tany 320m2 (titré&borné), misoratra @olona 1, mitokana sady mifefy, tafiditry ny fiara, amoron-dalana, jiro&rano vovo, toerana milamina, tokontany antonona fiara 2 na 3.
Ambany rihana: living 68 M2+ toilette
Ambony rihana: chambres 3 (12 m2, 13 M2 ary 9 M2) + salle d’eau 7 m2.
Vidiny: 320.000.000 Ariary miady varotra (ouverte à toutes propositions)
Contact: 033.30.121.24