Tany mifefy 120 m2 misy trano 2 eo amboniny amidy ety Ambohitrimanjaka
Ny trano iray azo ipetrahana tsara misy efitra roa
Ny iray afaka avaozina tsara
Anaty tanana tsara
Akaiky arabe tsy lavitra 5m miala ny arabe
Accés moto
Ny toerana tena tsara
Ny sécurité milamina tsy misy atahorana
Taratasy aradalana tsara
Natao ho anao izay mbola sahirana mirady tany MIARAKA @ trano ity fa araraoty malaky
MGA100
· ANTANANARIVO
Tany MIARAKA trano amidy ety Ambohitrimanjaka
Message