Araho tsara ny règlements ao ambany an
Dia Mba publication 1 = partage 1 isan’olona fa tsy lasa publication 1 partager-na imbetsaka eo @ mur kosa e
Raha te hanao partage betsaka ianareo Dia tena Mbola feno publications ato @ pejy
Raha misy sary Maro eo @ publication 1 Dia afaka sary 1 = partage 1 isan’olona
Blessing Shop
Hello hello JEU D’INTERACTION sur notre page
hahazoana CADEAU IZAY TIANAREO
oui izay article 1 tianareo ato amin’i Blessing Shop mihitsy
Izay mahazo point betsaka indrindra @ faran’ny volana no mahazo izany
Facebook no manome point anareo rehefa mmi-j’aime ny pejy aloha – mi-inviter namana – mazoto mi-j’aime – mi-commente – mi-partage ny publication ato aminay ianareo
Règlements (foana ny fandraisana anjara raha tsy manaraka ireo
)
Commentaire 1 isaky ny sary ihany ( raha misy publication iray misy sary 2 Dia afaka manao commentaire isak’ilay sary 2 )
Tsy manao partage any @ groupe fa eo amin’ny mur anao ihany
Tsy compte Fake (misy sarinao Ary misy nombre d’amis )
Mazotoa daholo aza e