Blogger
Send message
Varotra en ligne.
FORMATION BOOST PAGE ET PUBLICATION.
BOKY PDF sy BOKY TARATASY.
Fatatrao ve fa iny téléphone iny antananao iny Dia afaka anaovanao asa fivelomana afaka anangananao ny projet’nao.
*Andao avadika fidirambola ny fecebook
*Andao hitadiavana izay mahasoa fa tsy ny mahafinaritra fotsiny ihany.
Possible enao mahazo 20.000 ar hatramin’ny 50.000 ar par jour .Raha ainao ny mivarotra eto amin’ny Facebook.
*Adao ianatra ny atao hoe boost
Boost publication, cyble avance, Messange atomatique, Audiance, création page professionnel, promouvoir
Refa hainao ny boost dia tsimaintsy ilaina ny carte visa anaovanao boost
#Cours vidéo Création carte visa natao Bonus ho anao.
Refa vita ny formation boost page ary création carte visa
*Hitady produits amidy amin’izay.
Efa misy ny boky lavaka fakana entana izay
manoro ireo lavaka fakana entana mora rehetra
Natao hoanao ivarotra eto amin’ny Facebook
na efa manana tranombarotra enao ka tsy mahita ny tena lavaka fakana entana toiny: fournisseur, cosmétiques, quincaillerie,PPN, fournitures, fitaovana informatique, pièces,Matériel rehetra moto tomobille, kiraro, kapakapa, poketra, Lamody(Akanjo, balle friperie), scolaire, fitaovana ndakozia, ordinateur, téléphone, musique (sub, ampli, radio) légumes, fitaovana plastique, gony, rofia SINS…
Ireo dia natao amin’ny vidiny 15.000 ar fotsiny.
Misy BOKY PDF sy BOKY Taratasy.
Raha ny boky lavaka ihany no mahaliana anao dia 5 000ar ny sarany.
Ny Boky version pdf alefa par Messanger
Tonga eo no eo
Raha Mila fanazavana mankasika ireo enao dia mandefa afatra miafina.
Na azonao atsoina ny 034 96 232 69.